Jona 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary aoka samy hitafy lamba gony na ny olona na ny biby fiompy. Dia aoka izy ireo hiantso mafy an’Andriamanitra ka samy hiala amin’ny lalan-dratsiny+ sady tsy hanao herisetra intsony. Apokalypsy 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny vavolombeloko roa+ dia hasaiko haminany+ enimpolo sy roanjato sy arivo andro, mitafy akanjo gony.”+
8 Ary aoka samy hitafy lamba gony na ny olona na ny biby fiompy. Dia aoka izy ireo hiantso mafy an’Andriamanitra ka samy hiala amin’ny lalan-dratsiny+ sady tsy hanao herisetra intsony.
3 Ary ny vavolombeloko roa+ dia hasaiko haminany+ enimpolo sy roanjato sy arivo andro, mitafy akanjo gony.”+