Isaia 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Injay ny feon’ny vahoaka any an-tendrombohitra, toy ny fitabataban’ny vahoaka be!+ Injay ny tabataban’ireo fanjakana, dia ireo firenena voangona!+ Angonin’i Jehovah Tompon’ny tafika ireo miaramila mpiady.+ Isaia 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hotorotoroin’izy ireo amin’ny tsipìka ny tovolahy.+ Ny aloaky ny kibo tsy hananany antra,+ ary ny ankizy tsy hangorahany.
4 Injay ny feon’ny vahoaka any an-tendrombohitra, toy ny fitabataban’ny vahoaka be!+ Injay ny tabataban’ireo fanjakana, dia ireo firenena voangona!+ Angonin’i Jehovah Tompon’ny tafika ireo miaramila mpiady.+
18 Dia hotorotoroin’izy ireo amin’ny tsipìka ny tovolahy.+ Ny aloaky ny kibo tsy hananany antra,+ ary ny ankizy tsy hangorahany.