Isaia 32:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsilo sy kirihitra misy tsilony no haniry eo amin’ny tanin’ny oloko,+ ka hanenika ny trano rehetra nisy fifaliana fahiny, eny, hanenika an’ilay tanàna nisy haravoana be.+ Amosa 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 sy misotro divay+ amin’ny vilia baolina, ary mihosotra menaka faran’izay tsara.+ Ary tsy mba mankarary anareo ny loza manjo an’i Josefa.+
13 Tsilo sy kirihitra misy tsilony no haniry eo amin’ny tanin’ny oloko,+ ka hanenika ny trano rehetra nisy fifaliana fahiny, eny, hanenika an’ilay tanàna nisy haravoana be.+
6 sy misotro divay+ amin’ny vilia baolina, ary mihosotra menaka faran’izay tsara.+ Ary tsy mba mankarary anareo ny loza manjo an’i Josefa.+