Isaia 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa hampahafantariko anareo izay hataoko amin’ny tanimboaloboko: Hesorina ny fefiny,+ hodorana izy,+ harodana ny tamboho vatony, ary hohitsakitsahina izy.+ Isaia 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hirahiko hamely firenena mpivadi-pinoana+ izy, ary hodidiako hamely an’ilay vahoaka iharan’ny fahatezerako,+ mba hamaboany zavatra maro sy handrobany zavatra be dia be, ary hanosihoseny azy toy ny fanosihosy fotaka eny an-dalambe.+
5 Koa hampahafantariko anareo izay hataoko amin’ny tanimboaloboko: Hesorina ny fefiny,+ hodorana izy,+ harodana ny tamboho vatony, ary hohitsakitsahina izy.+
6 Hirahiko hamely firenena mpivadi-pinoana+ izy, ary hodidiako hamely an’ilay vahoaka iharan’ny fahatezerako,+ mba hamaboany zavatra maro sy handrobany zavatra be dia be, ary hanosihoseny azy toy ny fanosihosy fotaka eny an-dalambe.+