FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Horavana ny toerana avo ao Beti-avena,+ dia ny fahotan’ny Israely.+ Ho rakotry ny tsilo+ ny alitarany.+ Dia hilaza amin’ny tendrombohitra ny olona hoe: ‘Saròny izahay!’, ary amin’ny havoana hoe: ‘Mianjerà aminay!’+

  • Lioka 23:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia hanomboka hilaza amin’ny tendrombohitra izy ireo hoe: ‘Mianjerà aminay!’, ary amin’ny havoana hoe: ‘Saròny izahay!’+

  • Apokalypsy 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nilaza tsy an-kijanona tamin’ny tendrombohitra sy ny vatolampy izy ireo hoe: “Mianjerà aminay,+ ka afeno izahay mba tsy ho hitan’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana+ sy mba tsy hiharan’ny fahatezeran’ny Zanak’ondry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara