FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary misy harpa sy lokanga sy ampongatapaka sy sodina ary divay ao amin’ny fanasan’izy ireo,+ kanefa tsy ahoany ny zavatra ataon’i Jehovah, ary tsy hitan’izy ireo ny asan’ny tanany.+

  • Isaia 56:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Avia, fa haka divay aho. Andao hisotro toaka mandra-pahamamo.+ Mbola ho toy ny androany koa ny rahampitso, ary mbola ho tsara lavitra mihitsy aza.”+

  • Amosa 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Eny, ianareo izay matory eo ambony farafara ivoara+ sy mitsilailay eo ambony fandriana ary mihinana ondry avy amin’ny andiany, sy omby avy amin’ny zanak’omby mifahy,+

  • Lioka 17:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nihinana ny olona, nisotro, nampaka-bady sy navoaka hampakarina, mandra-pahatongan’ilay andro nidiran’i Noa tao amin’ny sambofiara. Ary tonga ny safodrano ka nandringana azy rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara