FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Hataoko inona koa izay sorona be dia be atolotrareo?”, hoy i Jehovah. “Leon’ny ondrilahy+ atao fanatitra dorana+ sy ny tavin’ny biby nohatavezina+ aho, ary tsy ankasitrahako ny ran’ny+ vantotr’ombilahy sy ny ran’ny ondrilahy kely ary ny ran’ny osilahy.+

  • Jeremia 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hoy i Jehovah tamiko: “Na i Mosesy+ sy Samoela+ aza no hijoro eto anatrehako, dia tsy hamindra fo amin’ity vahoaka ity aho.*+ Horoahiko tsy ho eto anatrehako izy ireo mba handeha.+

  • Ezekiela 24:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “‘Anisan’ny fahalotoanao ny fitondran-tena baranahiny.+ Koa tsy maintsy nanadio anao aho, nefa tsy nety nadio ianao, ary tsy afaka ny fahalotoanao.+ Tsy hadio intsony ianao raha tsy efa afaka ny fahatezerako aminao.+

  • Hebreo 10:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Fa raha minia+ manota isika rehefa avy nahalala marina tsara ny fahamarinana,+ dia tsy misy sorona noho ny ota intsony,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara