-
2 Mpanjaka 10:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia nandefa iraka ho any amin’i Jeho ny mpiandraikitra ny trano, sy ny mpiandraikitra ny tanàna, sy ny anti-panahy rehetra, ary ny mpikarakara+ rehetra, ka nanao hoe: “Mpanomponao izahay, ka hataonay izay rehetra lazainao aminay. Tsy hanendry na iza na iza ho mpanjaka izahay, fa ataovy izay hitanao fa mety.”
-