Isaia 14:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Samy mandry amim-boninahitra ao am-pasany ny mpanjakan’ireo firenena,+ Matio 27:60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 dia napetrany tao amin’ny fasany+ vaovao nolavahany teo amin’ny vatolampy. Ary nanakodia vato be teo am-baravaran’ilay fasana izy, dia lasa.+
60 dia napetrany tao amin’ny fasany+ vaovao nolavahany teo amin’ny vatolampy. Ary nanakodia vato be teo am-baravaran’ilay fasana izy, dia lasa.+