-
Ezra 9:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Nankasitraka+ anay nandritra ny fotoana fohy ianao, ry Jehovah Andriamanitray, ary nasianao niangana+ izahay ka nafahanao, ary nomenao toerana mafy orina* tao amin’ny toeranao masina izahay, mba hampamirapiratra ny masonay,+ ry Andriamanitray ô, sy mba hamelombelona kely anay na dia andevozina aza izahay.+
-