Genesisy 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary i Kanana niteraka an’i Sidona+ lahimatoany sy Heta,+ Ezekiela 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘“Ny mponin’i Sidona+ sy Arvada+ no mpivoy anao. Manana olona mahay+ ianao, ry Tyro ô! Ireo no tantsambonao.+
8 “‘“Ny mponin’i Sidona+ sy Arvada+ no mpivoy anao. Manana olona mahay+ ianao, ry Tyro ô! Ireo no tantsambonao.+