Ezekiela 27:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hazo goavam-be avy any Basana no nanaovany fivoy ho anao. Ary hazo siprey voaravaka ivoara avy any amin’ireo nosy Kitima+ no nanaovany ny lohan-tsambo. Daniela 11:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary hiady aminy ireo sambon’i Kitima,+ ka ho kivy izy. “Hiverina izy ka homelohiny+ ny fifanekena masina,+ ary hahomby izy. Dia hiverina izy ka hieritreritra an’ireo mahafoy ny fifanekena masina.
6 Hazo goavam-be avy any Basana no nanaovany fivoy ho anao. Ary hazo siprey voaravaka ivoara avy any amin’ireo nosy Kitima+ no nanaovany ny lohan-tsambo.
30 Ary hiady aminy ireo sambon’i Kitima,+ ka ho kivy izy. “Hiverina izy ka homelohiny+ ny fifanekena masina,+ ary hahomby izy. Dia hiverina izy ka hieritreritra an’ireo mahafoy ny fifanekena masina.