FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 11:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary nentin’i Tera i Abrama zanany lahy, sy Lota zafikeliny+ izay zanakalahin’i Harana, ary Saray+ vinantovaviny, vadin’i Abrama zanany, ka niaraka taminy niala tao Oran’ny Kaldeanina hankany amin’ny tany Kanana.+ Dia tonga tao Harana+ izy ireo tamin’ny farany, ka nanorim-ponenana tao.

  • Isaia 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia ho rava toy ny nanaovan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora+ i Babylona, ilay ravak’ireo fanjakana,+ ilay hatsaran-tarehin’ny Kaldeanina+ sy reharehany.

  • Isaia 47:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Midìna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka,+ ry Babylona zanakavavy+ virjiny. Mipetraha amin’ny tany, eo amin’izay tsy misy seza fiandrianana,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Tsy hataon’ny olona intsony hoe miaingitraingitra sy mihanta ianao.+

  • Habakoka 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa hampirisihiko ny Kaldeanina,+ ilay firenena masiaka sady mivatravatra, izay mitety toerana midadasika amin’ny tany mba hakany fonenana tsy azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara