Nahoma 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanaram-po nivaro-tena mantsy ilay mpivaro-tena.+ Manintona sy mahay manangoly izy, ary mpilalao ody faran’izay mahay, sy mamandrika firenena maro amin’ny fivarotan-tena ary mamitaka vahoaka maro amin’ny filalaovany ody.+
4 Nanaram-po nivaro-tena mantsy ilay mpivaro-tena.+ Manintona sy mahay manangoly izy, ary mpilalao ody faran’izay mahay, sy mamandrika firenena maro amin’ny fivarotan-tena ary mamitaka vahoaka maro amin’ny filalaovany ody.+