FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Ary tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa, dia nentanin’i+ Jehovah i Kyrosy* mpanjakan’i Persa mba hahatanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia.+ Koa nanao izao antso avo+ izao nanerana ny fanjakany izy, sady nanao izany an-tsoratra:+

  • Daniela 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 eny, tamin’ny taona voalohany nanjakany, izaho Daniela dia nandinika an’izay noraketin’ny boky, ka nahafantatra ny isan’ireo taona aharavan’i Jerosalema,+ araka ny tenin’i Jehovah tonga tamin’i Jeremia mpaminany.+ Fantatro àry fa fitopolo taona+ izany.

  • Matio 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia tanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’i Jeremia mpaminany hoe:

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara