Eksodosy 31:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Mitenena amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Tandremo tsara ny sabatako+ satria izany no famantarana eo amiko sy aminareo, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, mba hahafantaranareo fa izaho Jehovah no manamasina anareo.+ Ezekiela 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nomeko azy ireo koa ny sabatako+ ho famantarana eo amiko sy aminy,+ mba ho fantany fa izaho Jehovah no manamasina azy.
13 “Mitenena amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Tandremo tsara ny sabatako+ satria izany no famantarana eo amiko sy aminareo, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, mba hahafantaranareo fa izaho Jehovah no manamasina anareo.+
12 Nomeko azy ireo koa ny sabatako+ ho famantarana eo amiko sy aminy,+ mba ho fantany fa izaho Jehovah no manamasina azy.