FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 7:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nandeha araka izay saim-pantany sy ny ditran’ny fo ratsiny,+ hany ka nihemotra izy ireo fa tsy nandroso,+

  • Jeremia 11:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Namerina ny fahadisoan’ny razany+ tany am-boalohany izy ireo. Tsy nety nankatò ny teniko mantsy ny razany, fa nanaraka andriamani-kafa sy nanompo an’ireny.+ Nivadika tamin’ny fifanekena nataoko tamin’ny razany koa ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.+

  • Ezekiela 20:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “‘“Nikomy tamiko tany an-tany efitra anefa ny taranak’Israely.+ Tsy notandreman’izy ireo ny lalàko,+ ary nolaviny ny didim-pitsarako.+ Ho velona anefa ny olona raha mitandrina izany.+ Ary nozimbazimbain’izy ireo tanteraka ny sabatako,+ ka nilaza aho fa hanampatra ny fahatezerako aminy any an-tany efitra, mba ho ripaka tanteraka izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara