Ohabolana 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izay efa nanarina imbetsaka+ nefa manamafy hatoka+ dia ho torotoro tampoka, ka tsy hisy fanafany intsony.+ Isaia 48:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fantatro fa maditra+ ianao, ka vy ny hozatry ny hatokao+ ary varahina ny handrinao.+
29 Izay efa nanarina imbetsaka+ nefa manamafy hatoka+ dia ho torotoro tampoka, ka tsy hisy fanafany intsony.+