Deoteronomia 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Ary raha mankatò an-tsakany sy an-davany ny didy+ izay andidiako anareo anio ianareo, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrareo sy manompo azy amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo,+
13 “Ary raha mankatò an-tsakany sy an-davany ny didy+ izay andidiako anareo anio ianareo, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrareo sy manompo azy amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo,+