7 Tsy tokony ho nankatò ny teny+ nambaran’i Jehovah tamin’ny alalan’ny mpaminany+ fahiny ve ianareo, fony mbola nisy mponina i Jerosalema sady niadana, ary mbola teo daholo ny tanàna rehetra nanodidina azy, ary mbola nisy mponina i Negeba+ sy Sefela?’”+