Ezra 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nataon’izy ireo mafy orina teo amin’ilay toerany taloha ilay alitara,+ noho ny fahatahorany ny mponina manodidina.+ Ary natolotr’izy ireo teo amboniny ny sorona dorana ho an’i Jehovah, dia ny sorona dorana amin’ny maraina sy hariva.+
3 Koa nataon’izy ireo mafy orina teo amin’ilay toerany taloha ilay alitara,+ noho ny fahatahorany ny mponina manodidina.+ Ary natolotr’izy ireo teo amboniny ny sorona dorana ho an’i Jehovah, dia ny sorona dorana amin’ny maraina sy hariva.+