Nehemia 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nisy nonina tao an-tanàna koa ny olona avy any Tyro,+ izay nitondra trondro sy entam-barotra+ isan-karazany, ary nivarotra izany tamin’ny taranak’i Joda sy tao Jerosalema tamin’ny sabata.
16 Nisy nonina tao an-tanàna koa ny olona avy any Tyro,+ izay nitondra trondro sy entam-barotra+ isan-karazany, ary nivarotra izany tamin’ny taranak’i Joda sy tao Jerosalema tamin’ny sabata.