FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 30:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Izao no nolazain’i Jehovah: “Hiverina any amin’ireo tranolain’i Jakoba aho, ka hangoniko ireo babo+ ary hiantrako ny tranolainy. Haorina indray eo amin’ilay dongon-tany+ nisy azy ilay tanàna, ary ho eo amin’ny toerana tokony hisy azy ilay tilikambo fonenana.+

  • Jeremia 32:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Hahafaly ahy ny hanasoa azy,+ ka hamboleko marina tokoa eto amin’ity tany+ ity izy ireo, ary hataoko amin’ny foko manontolo sy ny heriko* manontolo izany.’”

  • Amosa 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Amin’izany andro izany, dia hatsangako+ ny trano rantsankazon’i+ Davida izay efa nirodana,+ ary hotampenako izay gorobaka eo amin’izy ireo. Ary haveriko amin’ny laoniny izay sisa tsy rava taminy ka haoriko ho toy ny taloha,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara