Jeremia 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ‘Zava-dratsy roa mantsy no nataon’ny oloko: Nahafoy ahy+ izay loharanon’ny rano velona+ izy, ary nihady lavaka fanangonan-drano ho an’ny tenany, nefa lavaka misy triatra sy tsy mahatana rano.’ Jeremia 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Zava-mahagaga sy mahatsiravina no mitranga ao amin’ilay tany:+
13 ‘Zava-dratsy roa mantsy no nataon’ny oloko: Nahafoy ahy+ izay loharanon’ny rano velona+ izy, ary nihady lavaka fanangonan-drano ho an’ny tenany, nefa lavaka misy triatra sy tsy mahatana rano.’