Jeremia 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao no nolazain’i Jehovah: “Mijanòna eny an-dalana ka mandiniha, ary anontanio hoe aiza ireo lalana fahiny ary aiza ny lalana tsara,+ ka izay no andehano+ ary mahità fahasambarana.”+ Hoy foana anefa ianareo: “Tsy handeha izahay.”+
16 Izao no nolazain’i Jehovah: “Mijanòna eny an-dalana ka mandiniha, ary anontanio hoe aiza ireo lalana fahiny ary aiza ny lalana tsara,+ ka izay no andehano+ ary mahità fahasambarana.”+ Hoy foana anefa ianareo: “Tsy handeha izahay.”+