Levitikosy 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sady mba hampianarana ny zanak’Israely+ ny fitsipika rehetra nolazain’i Jehovah tamin’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.” Malakia 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny molotry ny mpisorona mantsy no tokony hitahiry fahalalana, ary ny lalàna no tokony hotadiavin’ny vahoaka avy amin’ny vavany,+ satria izy no mpitondra hafatr’i Jehovah Tompon’ny tafika.+
11 sady mba hampianarana ny zanak’Israely+ ny fitsipika rehetra nolazain’i Jehovah tamin’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.”
7 Ny molotry ny mpisorona mantsy no tokony hitahiry fahalalana, ary ny lalàna no tokony hotadiavin’ny vahoaka avy amin’ny vavany,+ satria izy no mpitondra hafatr’i Jehovah Tompon’ny tafika.+