Salamo 35:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa namandrika ahy tsy amin’antony izy ireo, ka lavaka misy harato no namandrihany ahy.+Eny, nihady lavaka izy mba hamonoana ahy tsy amin’antony.+ Salamo 57:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanomana harato hamandrihana ahy ireny,+Ka nitanondrika aho.+Nihady lavaka hamandrihana ahy ireny,Nefa izy ihany no latsaka tao.+ Sela. Mpitoriteny 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izay mihady lavaka no ho latsaka ao,+ ary izay mandrava manda vato no hokaikerin’ny bibilava.+
7 Fa namandrika ahy tsy amin’antony izy ireo, ka lavaka misy harato no namandrihany ahy.+Eny, nihady lavaka izy mba hamonoana ahy tsy amin’antony.+
6 Nanomana harato hamandrihana ahy ireny,+Ka nitanondrika aho.+Nihady lavaka hamandrihana ahy ireny,Nefa izy ihany no latsaka tao.+ Sela.