Salamo 106:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Efa saika nandidy ny handringanana an’ireo izy,+Raha tsy teo i Mosesy olom-boafidinyIzay nijoro teo anatrehany, teo amin’izay nisy banga,+Mba hitsaharan’ny fahatezerany ka tsy handringanany azy ireo.+ Ezekiela 22:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “‘Koa nitady olona teo amin’izy ireo aho hanamboatra ilay manda vato+ sy hitsangana eo amin’ny banga amin’ilay manda,+ dia olona hijoro eo anatrehako hiaro an’ilay tany, mba tsy handravako azy.+ Tsy nahita mihitsy anefa aho.
23 Efa saika nandidy ny handringanana an’ireo izy,+Raha tsy teo i Mosesy olom-boafidinyIzay nijoro teo anatrehany, teo amin’izay nisy banga,+Mba hitsaharan’ny fahatezerany ka tsy handringanany azy ireo.+
30 “‘Koa nitady olona teo amin’izy ireo aho hanamboatra ilay manda vato+ sy hitsangana eo amin’ny banga amin’ilay manda,+ dia olona hijoro eo anatrehako hiaro an’ilay tany, mba tsy handravako azy.+ Tsy nahita mihitsy anefa aho.