Salamo 109:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hirenireny tokoa anie ny zanany,+Ary hangataka,Ka handao ny tanànany efa aolo, mba hitady hanina!+ Jeremia 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 eny, izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hitodika manokana amin’izy ireo aho, ka ho fatin-tsabatra ny tovolahy,+ ary ho faty mosary ny zanany lahy sy ny zanany vavy.+
10 Hirenireny tokoa anie ny zanany,+Ary hangataka,Ka handao ny tanànany efa aolo, mba hitady hanina!+
22 eny, izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hitodika manokana amin’izy ireo aho, ka ho fatin-tsabatra ny tovolahy,+ ary ho faty mosary ny zanany lahy sy ny zanany vavy.+