FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 35:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Aoka ho menatra sy ho afa-baraka ireo mifofo ny aiko.+

      Aoka hiverin-dalana sy hangaihay ireo mitetika ny hahatonga loza amiko.+

  • Salamo 59:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ianao, ry Jehovah Andriamanitry ny tafika ô, no Andriamanitry ny Israely.+

      Mifohaza handinika ny firenena rehetra.+

      Aza iantrana ny mpamadika tia manao an-kasomparana.+ Sela.

  • Salamo 109:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Aoka hotsaroan’i Jehovah ny fahadisoan’ireo razany,+

      Ary tsy hokosehina+ ny fahotan-dreniny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara