2 Tantara 33:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanorina alitara+ tao an-tranon’i Jehovah koa izy, nefa efa nilaza momba io trano io i Jehovah hoe: “Ho ao Jerosalema mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anarako.”+
4 Nanorina alitara+ tao an-tranon’i Jehovah koa izy, nefa efa nilaza momba io trano io i Jehovah hoe: “Ho ao Jerosalema mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anarako.”+