6 “Raha mitady hitaona anao mangingina ny rahalahinao zanaky ny reninao, na ny zanakao lahy, na ny zanakao vavy, na ny vady malalanao, na ny namanao akaiky izay efa toy ny tenanao,+ ka manao hoe: ‘Andao hanompo andriamani-kafa’+ tsy fantatrao sady tsy fantatry ny razanao,
9 Mangalatra+ sy mamono olona+ sy manitsakitsa-bady+ sy mianiana lainga+ ianareo, ary manolotra setroka ho sorona ho an’i Bala+ sy manaraka andriamani-kafa tsy fantatrareo.+