2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+ Salamo 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hopotehinao amin’ny tehim-by ireny,+Ary homontsamontsaninao toy ny vilany tanin’ny mpanefy tanimanga.”+ Isaia 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hovakivakina izy io toy ny famakiana siniben’ny mpanefy tanimanga,+ izay potipotehina tsy asiana antra, ka ny potipotiny dia tsy hahitana silany iray akory mba hakana afo avy ao am-patana, na hanovozana rano kely eo amin’ny heniheny.”+ Fitomaniana 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Sarobidy toy ny volamena voadio ny zanaka sarobidin’i Ziona taloha,+Nefa indrisy fa heverina ho toy ny sinibe tany nataon’ny mpanefy tanimanga!+ Apokalypsy 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hifehy* ny olona amin’ny tehim-by izy,+ dia ho potipotika toy ny vilany tanimanga ireny.+ Eny, homeko fahefana izy, tahaka izay noraisiko avy tamin’ny Raiko.
16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+
9 Hopotehinao amin’ny tehim-by ireny,+Ary homontsamontsaninao toy ny vilany tanin’ny mpanefy tanimanga.”+
14 Ary hovakivakina izy io toy ny famakiana siniben’ny mpanefy tanimanga,+ izay potipotehina tsy asiana antra, ka ny potipotiny dia tsy hahitana silany iray akory mba hakana afo avy ao am-patana, na hanovozana rano kely eo amin’ny heniheny.”+
2 Sarobidy toy ny volamena voadio ny zanaka sarobidin’i Ziona taloha,+Nefa indrisy fa heverina ho toy ny sinibe tany nataon’ny mpanefy tanimanga!+
27 Ary hifehy* ny olona amin’ny tehim-by izy,+ dia ho potipotika toy ny vilany tanimanga ireny.+ Eny, homeko fahefana izy, tahaka izay noraisiko avy tamin’ny Raiko.