Asan’ny Apostoly 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nandre izany ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly sy ireo lehiben’ny mpisorona, ka samy sahiran-kevitra ny amin’izany raharaha izany sy izay hiafarany.+
24 Nandre izany ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly sy ireo lehiben’ny mpisorona, ka samy sahiran-kevitra ny amin’izany raharaha izany sy izay hiafarany.+