Hosea 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy i Jehovah taminy: “Ataovy hoe Jezirela+ ny anarany, fa kely sisa dia hataoko ampamoaka ny taranak’i Jeho+ noho ny ra nalatsaka tao Jezirela. Ary hataoko tsy hisy mpanjaka hitondra intsony avy amin’ny taranak’Israely.+
4 Ary hoy i Jehovah taminy: “Ataovy hoe Jezirela+ ny anarany, fa kely sisa dia hataoko ampamoaka ny taranak’i Jeho+ noho ny ra nalatsaka tao Jezirela. Ary hataoko tsy hisy mpanjaka hitondra intsony avy amin’ny taranak’Israely.+