Deoteronomia 28:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Ary tsy ho afaka hiala sasatra+ ianao any amin’ireo firenena ireo, sady tsy hahita toerana hametrahanao ny faladianao. Hataon’i Jehovah mipararetra ny fonao+ sy ho simba ny masonao+ ary ho kivy ianao any. Salamo 73:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tampoka teo, dia nanjary nigagan’ny olona ireny.+Nifarana ny fiainany, eny, nifarana noho ny loza tampoka.
65 Ary tsy ho afaka hiala sasatra+ ianao any amin’ireo firenena ireo, sady tsy hahita toerana hametrahanao ny faladianao. Hataon’i Jehovah mipararetra ny fonao+ sy ho simba ny masonao+ ary ho kivy ianao any.
19 Tampoka teo, dia nanjary nigagan’ny olona ireny.+Nifarana ny fiainany, eny, nifarana noho ny loza tampoka.