Ezekiela 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nentin’ny fanahy aho+ ka lasa. Dia nandeha aho, ary sosotra* sy tezitra mafy aho tao anatiko tao. Ary niasa tamiko ny tana-maherin’i Jehovah.+ Mika 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa izaho kosa feno hery avy amin’ny fanahin’i Jehovah, ary tena tiako ny rariny sady be herim-po+ aho mba hilaza amin’i Jakoba ny fikomiany, ary amin’i Israely ny fahotany.+
14 Nentin’ny fanahy aho+ ka lasa. Dia nandeha aho, ary sosotra* sy tezitra mafy aho tao anatiko tao. Ary niasa tamiko ny tana-maherin’i Jehovah.+
8 Fa izaho kosa feno hery avy amin’ny fanahin’i Jehovah, ary tena tiako ny rariny sady be herim-po+ aho mba hilaza amin’i Jakoba ny fikomiany, ary amin’i Israely ny fahotany.+