Jeremia 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mihazona ny rano ho mangatsiatsiaka ny lavaka fanangonan-drano. Toy izany koa fa nihazona ny ratsy fanaony ho mangatsiatsiaka izy. Andrenesana herisetra sy fandrobana ao aminy.+ Aretina sy loza foana no eo anatrehako.
7 Mihazona ny rano ho mangatsiatsiaka ny lavaka fanangonan-drano. Toy izany koa fa nihazona ny ratsy fanaony ho mangatsiatsiaka izy. Andrenesana herisetra sy fandrobana ao aminy.+ Aretina sy loza foana no eo anatrehako.