Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+ Jeremia 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza matahotra azy,+ fa ‘momba anao aho, mba hanafaka anao’,+ hoy i Jehovah.” Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+
10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+
31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+