Joba 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Ho foana anie ilay andro nahaterahako,+Sy ilay alina nilazana hoe: ‘Misy lehilahy vao miforona ao am-bohoka!’ Jeremia 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lozako,+ ry Neny, ny niterahanao ahy, fa iadian’ny olona sy ilan-dry zareo ady foana aho manerana an’ity tany ity.+ Tsy mba nampisambo-bola azy ireo aho, ary tsy nampisambo-bola ahy izy ireo, nefa manozona ahy izy rehetra.+
3 “Ho foana anie ilay andro nahaterahako,+Sy ilay alina nilazana hoe: ‘Misy lehilahy vao miforona ao am-bohoka!’
10 Lozako,+ ry Neny, ny niterahanao ahy, fa iadian’ny olona sy ilan-dry zareo ady foana aho manerana an’ity tany ity.+ Tsy mba nampisambo-bola azy ireo aho, ary tsy nampisambo-bola ahy izy ireo, nefa manozona ahy izy rehetra.+