Salamo 127:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lova avy amin’i Jehovah ny zanaka maro,+Ary valisoa ny aloaky ny kibo.+ Lioka 1:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Ren’ny mpiara-monina taminy sy ny havany fa lehibe tokoa ny famindram-po nasehon’i Jehovah+ taminy, ka niara-niravoravo taminy ireo.+
58 Ren’ny mpiara-monina taminy sy ny havany fa lehibe tokoa ny famindram-po nasehon’i Jehovah+ taminy, ka niara-niravoravo taminy ireo.+