FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mandehana miantso vonjy any amin’ireo andriamanitra+ nofidinareo.+ Aoka ireny no hamonjy anareo amin’ny fotoana ahitanareo fahoriana.”

  • Isaia 46:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Lanjain’izy ireo eny an-tsorony izany,+ ka entiny ary apetrany eo amin’ny toerany mba tsy hihetsiketsika. Tsy miala eo amin’ny toerany eo izany.+ Na misy mitaraina aminy aza, dia tsy mamaly izy. Tsy mahavonjy amin’ny fahoriana izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara