Jakoba 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ry rahalahy, aoka ny mpaminany+ izay niteny tamin’ny anaran’i Jehovah,+ no halainareo ho modely+ amin’ny fiaretana fahoriana+ sy ny faharetana.+
10 Ry rahalahy, aoka ny mpaminany+ izay niteny tamin’ny anaran’i Jehovah,+ no halainareo ho modely+ amin’ny fiaretana fahoriana+ sy ny faharetana.+