Ezekiela 33:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Ry zanak’olona, samy miresaka anao eny am-bodirindrina sy eny am-baravaran’ny tranony, ny zanaky ny firenenao.+ Mifampiresaka izy ireo, ka samy milaza amin’ny rahalahiny hoe: ‘Andao isika hihaino ny teny avy amin’i Jehovah!’+
30 “Ry zanak’olona, samy miresaka anao eny am-bodirindrina sy eny am-baravaran’ny tranony, ny zanaky ny firenenao.+ Mifampiresaka izy ireo, ka samy milaza amin’ny rahalahiny hoe: ‘Andao isika hihaino ny teny avy amin’i Jehovah!’+