1 Tantara 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 sy Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia, sy Masay zanak’i Adiela, zanak’i Jazera, zanak’i Mesolama, zanak’i Mesilemita,+ zanak’i Imera, Jeremia 38:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary ren’i Sefatia zanak’i Matana, sy Gedalia zanak’i Pasora, sy Jokala+ zanak’i Selemia, ary Pasora zanak’i Malkia+ ny teny nolazain’i Jeremia tamin’ny vahoaka+ manontolo, nanao hoe:
12 sy Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia, sy Masay zanak’i Adiela, zanak’i Jazera, zanak’i Mesolama, zanak’i Mesilemita,+ zanak’i Imera,
38 Ary ren’i Sefatia zanak’i Matana, sy Gedalia zanak’i Pasora, sy Jokala+ zanak’i Selemia, ary Pasora zanak’i Malkia+ ny teny nolazain’i Jeremia tamin’ny vahoaka+ manontolo, nanao hoe: