FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Injay ny feon’ny vahoaka any an-tendrombohitra, toy ny fitabataban’ny vahoaka be!+ Injay ny tabataban’ireo fanjakana, dia ireo firenena voangona!+ Angonin’i Jehovah Tompon’ny tafika ireo miaramila mpiady.+

  • Ezekiela 16:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Koa angoniko daholo ireo lehilahinao, dia ireo nomenao fahafinaretana, mbamin’ireo tianao sy ireo halanao, eny, angoniko avy eny amin’ny manodidina ireny, mba hanohitra anao. Dia haharihariko amin’izy ireo ny fivavianao ka ho hitany manontolo izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara