Isaia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy nilaza tamin’ny taranak’i Davida hoe: “Miantehitra amin’i Efraima+ i Syria.” Dia nipararetra ny fon’ny mpanjaka sy ny fon’ny vahoakany, eny, nipararetra toy ny hazo any an’ala tsofin’ny rivotra.+ Lioka 1:69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 69 Ary nanangana tandroka+ famonjena* ho antsika tao amin’ny taranak’i Davida mpanompony izy,
2 Ary nisy nilaza tamin’ny taranak’i Davida hoe: “Miantehitra amin’i Efraima+ i Syria.” Dia nipararetra ny fon’ny mpanjaka sy ny fon’ny vahoakany, eny, nipararetra toy ny hazo any an’ala tsofin’ny rivotra.+