Ohabolana 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Koa hihinana ny vokatry ny nataony izy,+ ary ho vokin’ny tetika nataony.+ Isaia 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lozan’ny ratsy fanahy! Hahita loza izy, fa hatsingerina aminy izay nataony!+ Galatianina 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+
7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+