Isaia 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hofoanany tanteraka ny voninahitry ny alan’i Asyria sy ny saham-boankazony,+ ka hitsonika toy ny olona marary.+
18 Hofoanany tanteraka ny voninahitry ny alan’i Asyria sy ny saham-boankazony,+ ka hitsonika toy ny olona marary.+