FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aza manambaka olona,+ na maka an-keriny+ ny fananany. Aza tazonina any aminao mandritra ny alina ka mandra-maraina ny karaman’olona karamainao.+

  • Deoteronomia 24:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Aza ambakaina ny mpikarama izay tra-pahasahiranana sady mahantra, na rahalahinao izy na vahiny monina ao an-tanànanao, ao amin’ny taninao.+

  • Mika 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ary manorina an’i Ziona amin’ny fandatsahan-dra sy i Jerosalema amin’ny tsy fahamarinana.+

  • Habakoka 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Lozan’ilay manao ny tsy rariny hahazoana tombony ho an’ny ankohonany,+ mba hanorenany ny akaniny eny amin’ny avo mba tsy ho azon’ny loza!+

  • Habakoka 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Lozan’ilay manorina tanàna amin’ny fandatsahan-dra sy manangana vohitra amin’ny tsy fahamarinana!+

  • Malakia 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ary hanatona anareo aho mba hitsara anareo,+ ka ho mailaka hijoro ho vavolombelona+ hiampanga ny mpilalao ody,+ sy ny mpanitsakitsa-bady,+ ny mpianiana lainga,+ ny mpanambaka mpiasa rehefa mandoa karama,+ ny mpanambaka ny mpitondratena+ sy ny kamboty ray,+ mbamin’ireo tsy miraharaha ny zon’ny vahiny monina eo aminareo.+ Tsy matahotra ahy ireo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

  • Jakoba 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy mitsahatra miantsoantso+ ny karaman’ny mpiasa nijinja ny sahanareo, dia ny karamany izay tsy omenareo.+ Efa mby any an-tsofin’i+ Jehovah Tompon’ny tafika ny antso vonjy+ ataon’ny mpijinja.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara